plt_tn/job/41/19.md

16 lines
547 B
Markdown

# Ary fanilo mirehitra no mivoaka ny vavany, miparitaka ny pitik'afo
"Mivoaka avy ao am-bavany ny fanilo mirehitra, miparitaka avy ao am-bavany ny pitik'afo." Andriamanitra dia maneho hevitra mitovy amin'ny alalan'ny fomba roa samihafa mba hanamafisany ny endrika mampatahotry ny Leviatana.
# Mivoaka setroka toy ny zavatra mangotraka ao anaty vilany eo ambony afo
Na ny setroka na ny zavatra mangotraka dia samy tena mahamay.
# vavoriny
Ireo lavak'orona roa.
# mampirehitra ny vain'afo ho tonga afo
"mahatonga ny vain'afo hamoaka lel'afo"