plt_tn/job/41/19.md

547 B

Ary fanilo mirehitra no mivoaka ny vavany, miparitaka ny pitik'afo

"Mivoaka avy ao am-bavany ny fanilo mirehitra, miparitaka avy ao am-bavany ny pitik'afo." Andriamanitra dia maneho hevitra mitovy amin'ny alalan'ny fomba roa samihafa mba hanamafisany ny endrika mampatahotry ny Leviatana.

Mivoaka setroka toy ny zavatra mangotraka ao anaty vilany eo ambony afo

Na ny setroka na ny zavatra mangotraka dia samy tena mahamay.

vavoriny

Ireo lavak'orona roa.

mampirehitra ny vain'afo ho tonga afo

"mahatonga ny vain'afo hamoaka lel'afo"