# Ary fanilo mirehitra no mivoaka ny vavany, miparitaka ny pitik'afo "Mivoaka avy ao am-bavany ny fanilo mirehitra, miparitaka avy ao am-bavany ny pitik'afo." Andriamanitra dia maneho hevitra mitovy amin'ny alalan'ny fomba roa samihafa mba hanamafisany ny endrika mampatahotry ny Leviatana. # Mivoaka setroka toy ny zavatra mangotraka ao anaty vilany eo ambony afo Na ny setroka na ny zavatra mangotraka dia samy tena mahamay. # vavoriny Ireo lavak'orona roa. # mampirehitra ny vain'afo ho tonga afo "mahatonga ny vain'afo hamoaka lel'afo"