plt_tn/job/41/16.md

20 lines
531 B
Markdown

# Ny iray dia tena mifanakaiky amin'ny iray hafa
ny apinga iray laharana (41:13) dia tena mifanakaiky.
# izy ireo ...azy ireo
Ny teny "izy ireo" sy ny "azy ireo" dia manondro ireo laharan'apinga (41:13).
# tsy hahafahan'izy ireo hisaraka
DH: "tsy misy afaka manasaka azy ireo"
# ny fierony
"rehetra mierona izy." Ny fierony dia erotra. Ny mety ho dikany hafa dia "amin'ny fihevonany" na "rehefa mihevona izy."
# ny masony dia tahaka ireo hodimason'ny vao mangiran-dratsy
Ny masony dia mena tahaka ny vao mangiran-dratsy.