# Ny iray dia tena mifanakaiky amin'ny iray hafa ny apinga iray laharana (41:13) dia tena mifanakaiky. # izy ireo ...azy ireo Ny teny "izy ireo" sy ny "azy ireo" dia manondro ireo laharan'apinga (41:13). # tsy hahafahan'izy ireo hisaraka DH: "tsy misy afaka manasaka azy ireo" # ny fierony "rehetra mierona izy." Ny fierony dia erotra. Ny mety ho dikany hafa dia "amin'ny fihevonany" na "rehefa mihevona izy." # ny masony dia tahaka ireo hodimason'ny vao mangiran-dratsy Ny masony dia mena tahaka ny vao mangiran-dratsy.