plt_tn/job/41/16.md

531 B

Ny iray dia tena mifanakaiky amin'ny iray hafa

ny apinga iray laharana (41:13) dia tena mifanakaiky.

izy ireo ...azy ireo

Ny teny "izy ireo" sy ny "azy ireo" dia manondro ireo laharan'apinga (41:13).

tsy hahafahan'izy ireo hisaraka

DH: "tsy misy afaka manasaka azy ireo"

ny fierony

"rehetra mierona izy." Ny fierony dia erotra. Ny mety ho dikany hafa dia "amin'ny fihevonany" na "rehefa mihevona izy."

ny masony dia tahaka ireo hodimason'ny vao mangiran-dratsy

Ny masony dia mena tahaka ny vao mangiran-dratsy.