plt_tn/job/41/10.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany mafy an'i Joba amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh.

Tsy misy olona feno hatezerana ka sahy hihantsy Leviatana; koa, iza ary no afaka mitsangana eo anatrehako?

Mora kokoa ny mihantsy leviatana noho ny mijoro eo anatrehan'i Yaveh. Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "satria fantatrao fa tsy misy olona tezitra mafy ka hihantsy Leviatana, ary tokony ho fantatrao tsara fa tsy misy olona sahy mijoro eto anatrehako."

Iza no nanome zavatra Ahy voalohany mba hanefako azy?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy misy olona nanome zavatra Ahy, tsy misy olona mila hefaiko noho izany."

Tsy hangina aho

DH: "hiteny tokoa aho"

ny tongotry ny Leviatana, na ihany koa ny zavatra mahakasika ny heriny

Azonao atao ny manampy ny teny voatelina. DH: "ny tongony. ary hiteny mahakasika ny heriny ihany koa aho"

ny heriny, na mahakasika ny hatsaran'ny bikany

Azonao atao ny manampy ny teny voatelina. DH: "ny heriny. Hiteny mahakasika ny hatsaram-bikany ihany koa Aho"