# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany mafy an'i Joba amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh. # Tsy misy olona feno hatezerana ka sahy hihantsy Leviatana; koa, iza ary no afaka mitsangana eo anatrehako? Mora kokoa ny mihantsy leviatana noho ny mijoro eo anatrehan'i Yaveh. Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "satria fantatrao fa tsy misy olona tezitra mafy ka hihantsy Leviatana, ary tokony ho fantatrao tsara fa tsy misy olona sahy mijoro eto anatrehako." # Iza no nanome zavatra Ahy voalohany mba hanefako azy? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy misy olona nanome zavatra Ahy, tsy misy olona mila hefaiko noho izany." # Tsy hangina aho DH: "hiteny tokoa aho" # ny tongotry ny Leviatana, na ihany koa ny zavatra mahakasika ny heriny Azonao atao ny manampy ny teny voatelina. DH: "ny tongony. ary hiteny mahakasika ny heriny ihany koa aho" # ny heriny, na mahakasika ny hatsaran'ny bikany Azonao atao ny manampy ny teny voatelina. DH: "ny heriny. Hiteny mahakasika ny hatsaram-bikany ihany koa Aho"