plt_tn/job/41/10.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany mafy an'i Joba amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh.
# Tsy misy olona feno hatezerana ka sahy hihantsy Leviatana; koa, iza ary no afaka mitsangana eo anatrehako?
Mora kokoa ny mihantsy leviatana noho ny mijoro eo anatrehan'i Yaveh. Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "satria fantatrao fa tsy misy olona tezitra mafy ka hihantsy Leviatana, ary tokony ho fantatrao tsara fa tsy misy olona sahy mijoro eto anatrehako."
# Iza no nanome zavatra Ahy voalohany mba hanefako azy?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy misy olona nanome zavatra Ahy, tsy misy olona mila hefaiko noho izany."
# Tsy hangina aho
DH: "hiteny tokoa aho"
# ny tongotry ny Leviatana, na ihany koa ny zavatra mahakasika ny heriny
Azonao atao ny manampy ny teny voatelina. DH: "ny tongony. ary hiteny mahakasika ny heriny ihany koa aho"
# ny heriny, na mahakasika ny hatsaran'ny bikany
Azonao atao ny manampy ny teny voatelina. DH: "ny heriny. Hiteny mahakasika ny hatsaram-bikany ihany koa Aho"