plt_tn/job/41/01.md

1.1 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany Andriamanitra. Mampiasa fanontaniana fampisainana maro Izy mba hanandrinana an'i Joba.

Afaka manatsoaka Leviatana amin'ny fintana ve ianao?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka ny hisintona Leviatana amin'ny fitana ianao".

misintona

manainga avy ao anaty rano

-ny ...izy

ny teny "-ny" sy ny "izy" dia manondro ilay Leviatana.

Na mamatotra ireo valanoranony amin'ny tady?

Io dia fehezanteny tsy feno, kanefa ny hviny dia azo amin'ny alalan'ny foto-dresaka "Na mamatotra ireo valanoranony amin'ny tady?" Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Ary fantatrao fa tsy afaka ny hamatotra ny valanoranony amin'ny tady ianao."

Afaka manisy tady eo amin'ny orony ...alalan'ny fitana?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fantatrao fa tsy afaka manisy tady ny orony ...alalan'ny fitana ianao."

Hitalao fatratra aminao ve izy?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fanatatrao fa tsy hitalaho fatratra aminao izy."

Hanao teny malefaka aminao ve izy?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fanatatrao fa tsy hiteny malefaka aminao izy."