plt_tn/job/41/01.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany Andriamanitra. Mampiasa fanontaniana fampisainana maro Izy mba hanandrinana an'i Joba.
# Afaka manatsoaka Leviatana amin'ny fintana ve ianao?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka ny hisintona Leviatana amin'ny fitana ianao".
# misintona
manainga avy ao anaty rano
# -ny ...izy
ny teny "-ny" sy ny "izy" dia manondro ilay Leviatana.
# Na mamatotra ireo valanoranony amin'ny tady?
Io dia fehezanteny tsy feno, kanefa ny hviny dia azo amin'ny alalan'ny foto-dresaka "Na mamatotra ireo valanoranony amin'ny tady?" Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Ary fantatrao fa tsy afaka ny hamatotra ny valanoranony amin'ny tady ianao."
# Afaka manisy tady eo amin'ny orony ...alalan'ny fitana?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fantatrao fa tsy afaka manisy tady ny orony ...alalan'ny fitana ianao."
# Hitalao fatratra aminao ve izy?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fanatatrao fa tsy hitalaho fatratra aminao izy."
# Hanao teny malefaka aminao ve izy?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fanatatrao fa tsy hiteny malefaka aminao izy."