# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany Andriamanitra. Mampiasa fanontaniana fampisainana maro Izy mba hanandrinana an'i Joba. # Afaka manatsoaka Leviatana amin'ny fintana ve ianao? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka ny hisintona Leviatana amin'ny fitana ianao". # misintona manainga avy ao anaty rano # -ny ...izy ny teny "-ny" sy ny "izy" dia manondro ilay Leviatana. # Na mamatotra ireo valanoranony amin'ny tady? Io dia fehezanteny tsy feno, kanefa ny hviny dia azo amin'ny alalan'ny foto-dresaka "Na mamatotra ireo valanoranony amin'ny tady?" Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Ary fantatrao fa tsy afaka ny hamatotra ny valanoranony amin'ny tady ianao." # Afaka manisy tady eo amin'ny orony ...alalan'ny fitana? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fantatrao fa tsy afaka manisy tady ny orony ...alalan'ny fitana ianao." # Hitalao fatratra aminao ve izy? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fanatatrao fa tsy hitalaho fatratra aminao izy." # Hanao teny malefaka aminao ve izy? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Fanatatrao fa tsy hiteny malefaka aminao izy."