plt_tn/job/39/29.md

32 lines
823 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# itadiavany ny hazany
Eto, ny teny "izy" dia manondro ilay voromahery.
# haza
"biby izay azony vonoina sy hanina"
# mahita azy ireo avy eny lavitra eny ny masony
Eto, ny "maso" dia manondo ilay voromahery. DH: "mahita azy ireo izy"
# ny zanany
"zana-boromahery." Manampy kokoa ny filazana fa io dia aorian'ny famonoan'ilay voromahery no hisehoany. DH: "rehefa avy mamono biby ny voromahery, zana-boromahery"
# Misotro rà
"Misotro ny ràn'ny biby izay matiny"
# toerana misy fatin'olona
Io andian-teny io dia manondro ny fatin'olona izay mihinjitra eny rehetra eny, fa tsy ny faty milevina ambanin'ny tany.
# dia eny izy
Azo lazaina mazava io fa izy dia tonga teny hihinana ireo fatin'olona. DH: "eny izy mba hihinana azy ireo"