# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # itadiavany ny hazany Eto, ny teny "izy" dia manondro ilay voromahery. # haza "biby izay azony vonoina sy hanina" # mahita azy ireo avy eny lavitra eny ny masony Eto, ny "maso" dia manondo ilay voromahery. DH: "mahita azy ireo izy" # ny zanany "zana-boromahery." Manampy kokoa ny filazana fa io dia aorian'ny famonoan'ilay voromahery no hisehoany. DH: "rehefa avy mamono biby ny voromahery, zana-boromahery" # Misotro rà "Misotro ny ràn'ny biby izay matiny" # toerana misy fatin'olona Io andian-teny io dia manondro ny fatin'olona izay mihinjitra eny rehetra eny, fa tsy ny faty milevina ambanin'ny tany. # dia eny izy Azo lazaina mazava io fa izy dia tonga teny hihinana ireo fatin'olona. DH: "eny izy mba hihinana azy ireo"