plt_tn/job/39/29.md

823 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

itadiavany ny hazany

Eto, ny teny "izy" dia manondro ilay voromahery.

haza

"biby izay azony vonoina sy hanina"

mahita azy ireo avy eny lavitra eny ny masony

Eto, ny "maso" dia manondo ilay voromahery. DH: "mahita azy ireo izy"

ny zanany

"zana-boromahery." Manampy kokoa ny filazana fa io dia aorian'ny famonoan'ilay voromahery no hisehoany. DH: "rehefa avy mamono biby ny voromahery, zana-boromahery"

Misotro rà

"Misotro ny ràn'ny biby izay matiny"

toerana misy fatin'olona

Io andian-teny io dia manondro ny fatin'olona izay mihinjitra eny rehetra eny, fa tsy ny faty milevina ambanin'ny tany.

dia eny izy

Azo lazaina mazava io fa izy dia tonga teny hihinana ireo fatin'olona. DH: "eny izy mba hihinana azy ireo"