plt_tn/job/39/24.md

36 lines
1022 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# izy
Ny teny "izy" dia manondro ilay soavaly.
# Mitelina tany
Mirimorimo ny soavaly ary tany izay handalovany dia heverina ho toy ny rano sotroin'ny olona. DH: "mirimorimo mafy amin'ny tany"
# amin'ny fahavinirana sy fahatezerana
Entanim-po mafy dia mafy ialy soavaly, ka mirifatra mafy sy amin-kery.
# ny fanenon'ny anjomara
Io dia azo lazaina fa misy olona mitsoka anjomara. DH: "rehefa misy olona mitsoka anjomara ho fanambarana fa manomboka ny ady"
# tsy tafajanona amin'ny toerana iray izy
"Entanim-po ny hijoro hatrany izy"
# hoy izy hoe: 'Aha!'
Ny teny "Aha" dia feo ataon'ny olona rehefa mahita zavatra izy ireo. Mibareoka ny soavaly satria mahita ady.
# ny kotaba mafy
Midika io fa mahare ireo zavatra ireo ilay soavaly. DH: "mahare ny kotaba mafy izy"
# horakoraka
"hiakiaka an'ady." Manana feo mnokana ny olona izay ataon'izy ireo an'ady mba hanehoany fa tena mahery sy mahasahy ary mba hampitahorana ny fahavalo.