plt_tn/job/39/11.md

972 B
Raw Permalink Blame History

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Eto, Yaveh dia manontany ireo fanontaniana telo ireo mba hanohizany ny fandaharany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy mahafehy ny ombi-dia.

Hatoky azy ve ianao satria lehibe ny heriny?

Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka matoky azy ireo nohon'ny haben'ny heriny ianao."

Hatoky azy

Nhy teny "azy" dia manondro ilay "ombi-dia."

Handao ny asanao mba ho ataony ve ianao?

Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hahavita hampanao azy ireo ny asanao ianao."

Handao ny asanao mba ho ataony

"mampanao azy ny asa mafinao"

Hiantehitra aminy ...eo amin'ny famoloanao ve ianao?

Ireo fehezanteny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hahavita hiantehitra aminy ianao ... . ny varinao ho eo amin'ny famoloanao."