# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Eto, Yaveh dia manontany ireo fanontaniana telo ireo mba hanohizany ny fandaharany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy mahafehy ny ombi-dia. # Hatoky azy ve ianao satria lehibe ny heriny? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka matoky azy ireo nohon'ny haben'ny heriny ianao." # Hatoky azy Nhy teny "azy" dia manondro ilay "ombi-dia." # Handao ny asanao mba ho ataony ve ianao? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hahavita hampanao azy ireo ny asanao ianao." # Handao ny asanao mba ho ataony "mampanao azy ny asa mafinao" # Hiantehitra aminy ...eo amin'ny famoloanao ve ianao? Ireo fehezanteny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hahavita hiantehitra aminy ianao ... . ny varinao ho eo amin'ny famoloanao."