plt_tn/job/39/11.md

28 lines
972 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Eto, Yaveh dia manontany ireo fanontaniana telo ireo mba hanohizany ny fandaharany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy mahafehy ny ombi-dia.
# Hatoky azy ve ianao satria lehibe ny heriny?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka matoky azy ireo nohon'ny haben'ny heriny ianao."
# Hatoky azy
Nhy teny "azy" dia manondro ilay "ombi-dia."
# Handao ny asanao mba ho ataony ve ianao?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hahavita hampanao azy ireo ny asanao ianao."
# Handao ny asanao mba ho ataony
"mampanao azy ny asa mafinao"
# Hiantehitra aminy ...eo amin'ny famoloanao ve ianao?
Ireo fehezanteny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hahavita hiantehitra aminy ianao ... . ny varinao ho eo amin'ny famoloanao."