plt_tn/job/39/03.md

683 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Miondrika izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo osi-dia sy diera eny an-tendrombohitra.

dia tapitra ny fanaintainan'ny fiterahany

Ireo mety ho heviny dia 1) tapitra ny fanaintaina amin'ny fiterahana rehefa vita ny fiterahana na 2) "ny fanaintainan'ny fiterahana" dia sarin-teny izay manondro ny zanak'ireo osy sy ireo diera satria izy ireo dia vokatry ny fanaintainan'ny fiterahan'ny reniny. DH: "namoaka ireo zanany avy tao an-kibony"

saha lehibe

"ambanivohitra" na "an'ala"

tsy miverina intsony

"tsy miverina any amin'izy ireo intsony" na "miverina any amin'ny renin'izy ireo"