plt_tn/job/39/03.md

20 lines
683 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Miondrika izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo osi-dia sy diera eny an-tendrombohitra.
# dia tapitra ny fanaintainan'ny fiterahany
Ireo mety ho heviny dia 1) tapitra ny fanaintaina amin'ny fiterahana rehefa vita ny fiterahana na 2) "ny fanaintainan'ny fiterahana" dia sarin-teny izay manondro ny zanak'ireo osy sy ireo diera satria izy ireo dia vokatry ny fanaintainan'ny fiterahan'ny reniny. DH: "namoaka ireo zanany avy tao an-kibony"
# saha lehibe
"ambanivohitra" na "an'ala"
# tsy miverina intsony
"tsy miverina any amin'izy ireo intsony" na "miverina any amin'ny renin'izy ireo"