# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Miondrika izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo osi-dia sy diera eny an-tendrombohitra. # dia tapitra ny fanaintainan'ny fiterahany Ireo mety ho heviny dia 1) tapitra ny fanaintaina amin'ny fiterahana rehefa vita ny fiterahana na 2) "ny fanaintainan'ny fiterahana" dia sarin-teny izay manondro ny zanak'ireo osy sy ireo diera satria izy ireo dia vokatry ny fanaintainan'ny fiterahan'ny reniny. DH: "namoaka ireo zanany avy tao an-kibony" # saha lehibe "ambanivohitra" na "an'ala" # tsy miverina intsony "tsy miverina any amin'izy ireo intsony" na "miverina any amin'ny renin'izy ireo"