plt_tn/job/38/41.md

28 lines
517 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Iza no mamatsy haza
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy no manome sakafo ny goaika, fa tsy i Joba.
# haza
Biby izay tadiavin'ny goaika ary azony hanina.
# goaika
"vorona".
# mitaraina amin'Andriamanitra
"mila vonjy amin'Andriamanitra" na "miantso an'Andriamanitra mba hamonjy azy ireo"
# mivembena
"mirenireny"
# tsy fahampian-tsakafo
"satria tsy manan-tsakafo" na "satria tsy manan-kohanina izy ireo"