plt_tn/job/38/41.md

517 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Iza no mamatsy haza

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy no manome sakafo ny goaika, fa tsy i Joba.

haza

Biby izay tadiavin'ny goaika ary azony hanina.

goaika

"vorona".

mitaraina amin'Andriamanitra

"mila vonjy amin'Andriamanitra" na "miantso an'Andriamanitra mba hamonjy azy ireo"

mivembena

"mirenireny"

tsy fahampian-tsakafo

"satria tsy manan-tsakafo" na "satria tsy manan-kohanina izy ireo"