# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Iza no mamatsy haza Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy no manome sakafo ny goaika, fa tsy i Joba. # haza Biby izay tadiavin'ny goaika ary azony hanina. # goaika "vorona". # mitaraina amin'Andriamanitra "mila vonjy amin'Andriamanitra" na "miantso an'Andriamanitra mba hamonjy azy ireo" # mivembena "mirenireny" # tsy fahampian-tsakafo "satria tsy manan-tsakafo" na "satria tsy manan-kohanina izy ireo"