plt_tn/job/38/34.md

24 lines
659 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Afaka mampiaka-peo ...Indreto izahay
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy afaka mifehy ny rahona, ny orana, na ny tselatra.
# mba handrakofan'ny ranon'oram-be anao
"mba ho rakofan'ny rano e ianao"
# Afaka mandefa tselatra ve ianao mba hahafahan'izy ireo mivoaka
"Afaka mibaiko ny tselatra mba handeha any amin''izay tianao handehanany ka hizorany tokoa ve ianao"
# mba hitenenan'izy ireo
"ary hiteny aminao izy ireo"
# Indreto izahay
Io andian-teny io dia midika hoe: "indreto izahay ka afaka miteny aminay izay tianao hataonay ianao."