plt_tn/job/38/34.md

659 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Afaka mampiaka-peo ...Indreto izahay

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy afaka mifehy ny rahona, ny orana, na ny tselatra.

mba handrakofan'ny ranon'oram-be anao

"mba ho rakofan'ny rano e ianao"

Afaka mandefa tselatra ve ianao mba hahafahan'izy ireo mivoaka

"Afaka mibaiko ny tselatra mba handeha any amin''izay tianao handehanany ka hizorany tokoa ve ianao"

mba hitenenan'izy ireo

"ary hiteny aminao izy ireo"

Indreto izahay

Io andian-teny io dia midika hoe: "indreto izahay ka afaka miteny aminay izay tianao hataonay ianao."