# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Afaka mampiaka-peo ...Indreto izahay Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy afaka mifehy ny rahona, ny orana, na ny tselatra. # mba handrakofan'ny ranon'oram-be anao "mba ho rakofan'ny rano e ianao" # Afaka mandefa tselatra ve ianao mba hahafahan'izy ireo mivoaka "Afaka mibaiko ny tselatra mba handeha any amin''izay tianao handehanany ka hizorany tokoa ve ianao" # mba hitenenan'izy ireo "ary hiteny aminao izy ireo" # Indreto izahay Io andian-teny io dia midika hoe: "indreto izahay ka afaka miteny aminay izay tianao hataonay ianao."