plt_tn/job/38/12.md

1.5 KiB

Fampifandraisana ny Foto-kevitra:

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

efa ...hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy?

Io fanontaniana io dia mitaky valiny mandà. Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy mbola ...hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy."

Hatramin'izay nanombohan'ny andronao

"hatramin'izay nahterahanao" na "hatramin'izay andro efa niainanao"

nanome baiko ny maraina hiposaka ve ianao, ary nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala ny toerany eo amin'ny filahatry ny zavatra rehetra

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ara-kevitra.

nanome baiko ny maraina hiposaka ve ianao, ary nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala

Yaveh dia mamaritra ny fahafahan'ny maraina mandray baiko sy mahafantatra zavatra tahaka ny olona.

nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala ny toerany eo amin'ny filahatry ny zavatra rehetra

"nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala izay misy azy"

mangiran-dratsy

ny hazavana iza miseho amin'ny maraina mialohan'ny hiposahan'ny masoandro

mba ...-ny

Ny teny "-ny" dia manondro ny mangiran-dratsy.

hitazonany ireo zoron'ny tany

Ny fahazavan'ny mangiran-dratsy dia resahina toy ny hoe mipetraka eny amin'ny fara-vodi-lanitra. DH: "mitantana ny faran'ny tany"

ka hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy

Ny hazavana dia heverina ho manozongozona ny olona ratsy fanahy mba hiala toy ny fanozongozonana zavatra mba hialan'ny zavatra tsy ilaina. DH: "ka hanozongozona ny olona ratsy fanahy hiala amin'ny tany"