# Fampifandraisana ny Foto-kevitra: Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # efa ...hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy? Io fanontaniana io dia mitaky valiny mandà. Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy mbola ...hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy." # Hatramin'izay nanombohan'ny andronao "hatramin'izay nahterahanao" na "hatramin'izay andro efa niainanao" # nanome baiko ny maraina hiposaka ve ianao, ary nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala ny toerany eo amin'ny filahatry ny zavatra rehetra Ireo andalana roa ireo dia mitovy ara-kevitra. # nanome baiko ny maraina hiposaka ve ianao, ary nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala Yaveh dia mamaritra ny fahafahan'ny maraina mandray baiko sy mahafantatra zavatra tahaka ny olona. # nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala ny toerany eo amin'ny filahatry ny zavatra rehetra "nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala izay misy azy" # mangiran-dratsy ny hazavana iza miseho amin'ny maraina mialohan'ny hiposahan'ny masoandro # mba ...-ny Ny teny "-ny" dia manondro ny mangiran-dratsy. # hitazonany ireo zoron'ny tany Ny fahazavan'ny mangiran-dratsy dia resahina toy ny hoe mipetraka eny amin'ny fara-vodi-lanitra. DH: "mitantana ny faran'ny tany" # ka hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy Ny hazavana dia heverina ho manozongozona ny olona ratsy fanahy mba hiala toy ny fanozongozonana zavatra mba hialan'ny zavatra tsy ilaina. DH: "ka hanozongozona ny olona ratsy fanahy hiala amin'ny tany"