plt_tn/job/38/10.md

1.0 KiB

namaritako ny faritra amin'ny sisin-dranomasina,

"nanao faritra ho an'ny ranomasina Aho"

faritra

Andriamanitra dia nametraka fetra izay tsy azon'ny ranomasina hioarana.

nametrahako ny hidy sy varavarany

Yaveh dia mampitaha ny fomba nanaovany ny fari-dranomasina amin'ny fanasiana hidy sy varavarana ny ranomasina. DH: "nanasiako sakana izany"

hidy

Hazo na vy lavalava izay ampiasaina mba hampikatona ny varavarana.

ary tamin'ny nitenenako taminy

"ary tamin'ny nitenenako tamin'ny ranomasina." Yaveh dia miresaka ny ranomasina toy ny hoe olona.

Mety ho tonga hatreto ianao, saingy tsy hihoatra lavitra

Ny teny "hatreo" dia midika hoe hatreo amin'ny faritra napetrak'i Yaveh ihany. DH: "mety ho tonga hatreo amin'io faritra io ianao, saingy tsy hihoatra lavitra"

amin'ny fisafoaky ny onjanao

"amin'ny herin'ny onjanao." Ny onja dia resahina toy ny hoe afaka manana fireherehana. Ny anarana fireharehana dia azo adika amin'ny mpamaritra "mirehareha." DH: "amin'ny fireharehan'ny onjanao" na "amin'ny onja maherinao"