# namaritako ny faritra amin'ny sisin-dranomasina, "nanao faritra ho an'ny ranomasina Aho" # faritra Andriamanitra dia nametraka fetra izay tsy azon'ny ranomasina hioarana. # nametrahako ny hidy sy varavarany Yaveh dia mampitaha ny fomba nanaovany ny fari-dranomasina amin'ny fanasiana hidy sy varavarana ny ranomasina. DH: "nanasiako sakana izany" # hidy Hazo na vy lavalava izay ampiasaina mba hampikatona ny varavarana. # ary tamin'ny nitenenako taminy "ary tamin'ny nitenenako tamin'ny ranomasina." Yaveh dia miresaka ny ranomasina toy ny hoe olona. # Mety ho tonga hatreto ianao, saingy tsy hihoatra lavitra Ny teny "hatreo" dia midika hoe hatreo amin'ny faritra napetrak'i Yaveh ihany. DH: "mety ho tonga hatreo amin'io faritra io ianao, saingy tsy hihoatra lavitra" # amin'ny fisafoaky ny onjanao "amin'ny herin'ny onjanao." Ny onja dia resahina toy ny hoe afaka manana fireherehana. Ny anarana fireharehana dia azo adika amin'ny mpamaritra "mirehareha." DH: "amin'ny fireharehan'ny onjanao" na "amin'ny onja maherinao"