plt_tn/job/38/10.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# namaritako ny faritra amin'ny sisin-dranomasina,
"nanao faritra ho an'ny ranomasina Aho"
# faritra
Andriamanitra dia nametraka fetra izay tsy azon'ny ranomasina hioarana.
# nametrahako ny hidy sy varavarany
Yaveh dia mampitaha ny fomba nanaovany ny fari-dranomasina amin'ny fanasiana hidy sy varavarana ny ranomasina. DH: "nanasiako sakana izany"
# hidy
Hazo na vy lavalava izay ampiasaina mba hampikatona ny varavarana.
# ary tamin'ny nitenenako taminy
"ary tamin'ny nitenenako tamin'ny ranomasina." Yaveh dia miresaka ny ranomasina toy ny hoe olona.
# Mety ho tonga hatreto ianao, saingy tsy hihoatra lavitra
Ny teny "hatreo" dia midika hoe hatreo amin'ny faritra napetrak'i Yaveh ihany. DH: "mety ho tonga hatreo amin'io faritra io ianao, saingy tsy hihoatra lavitra"
# amin'ny fisafoaky ny onjanao
"amin'ny herin'ny onjanao." Ny onja dia resahina toy ny hoe afaka manana fireherehana. Ny anarana fireharehana dia azo adika amin'ny mpamaritra "mirehareha." DH: "amin'ny fireharehan'ny onjanao" na "amin'ny onja maherinao"