plt_tn/job/38/06.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Fampifandraisana ny Foto-kevitra:
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Ny teny "-ny" dia manondro ny tany.
# Tamin'ny inona no nametrahana ny fotony?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao Ahy izay nametrahana ny fotony."
# Tamin'ny inona no nametrahana ny fotony
DH: "tamin'inona no nametrahako ny fotony"
# Iza no nametraka ireo vato fehizorony ...nihiaka-pifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao Ahy izay nametraka ny vato fehizorony rehefa ...nihiaka-pifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra."
# rehefa niara-nihira ny kintan'ny maraina ary nihiaka-pifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ara-kevitra.
# rehefa niara-nihira ny kintan'ny maraina
Ny kintan'ny maraina dia resahina toy ny mihira tahaka ny olona mihira. Ireo mety ho heviny dia: 1) ny "kintan'ny maraina" dia mitovy amin'y zanak'Andriamanitra" ao amin'ny andalana manaraka na 2) ny "kintan'ny maraina" dia manondro ny kintana eny amin'ny habakabaka
# ireo zanak'Andriamanitra
Io dia manondro ny anjely, eny an-danitra. Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 1:6.
# nihiaka fifaliana
Ny anarana "fifaliana" dia azo adika ho tambinteny "amim-pifaliana." DH: "nihiaka tamim-pifaliana"
# nihiaka-pifaliana
"satria feno hafaliana izy ireo"