plt_tn/job/38/06.md

1.3 KiB
Raw Permalink Blame History

Fampifandraisana ny Foto-kevitra:

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Fampahafantarana aminny Ankapobeny:

Ny teny "-ny" dia manondro ny tany.

Tamin'ny inona no nametrahana ny fotony?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao Ahy izay nametrahana ny fotony."

Tamin'ny inona no nametrahana ny fotony

DH: "tamin'inona no nametrahako ny fotony"

Iza no nametraka ireo vato fehizorony ...nihiaka-pifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao Ahy izay nametraka ny vato fehizorony rehefa ...nihiaka-pifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra."

rehefa niara-nihira ny kintan'ny maraina ary nihiaka-pifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ara-kevitra.

rehefa niara-nihira ny kintan'ny maraina

Ny kintan'ny maraina dia resahina toy ny mihira tahaka ny olona mihira. Ireo mety ho heviny dia: 1) ny "kintan'ny maraina" dia mitovy amin'y zanak'Andriamanitra" ao amin'ny andalana manaraka na 2) ny "kintan'ny maraina" dia manondro ny kintana eny amin'ny habakabaka

ireo zanak'Andriamanitra

Io dia manondro ny anjely, eny an-danitra. Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 1:6.

nihiaka fifaliana

Ny anarana "fifaliana" dia azo adika ho tambinteny "amim-pifaliana." DH: "nihiaka tamim-pifaliana"

nihiaka-pifaliana

"satria feno hafaliana izy ireo"