plt_tn/job/37/10.md

576 B

Amin'ny alalan'ny fofonain'Andriamanitra no mampisy ny ranomandry

Eliho dia miresaka ny rivotra mangatsiaka any avaratra toy ny hoe fofonain'Andriamanitra. DH: "Miteraka ranomandry ny fofonain'Andrimanitra"

Mivaingana toy ny vy

Eliho dia mampitaha ny hamafin'ny ranomandry amin'ny hamafin'ny vy. DH: "mivaingana, mafy tahaka ny vy"

Manavesatra ny rahona matevina amin'ny hamandoana tokoa Izy

Eliho dia miresaka ny fanaovan'Andriamanitra ny rahona ho feno rano toy hoe mivesatra eo amin'ny rahona ny hamandoana. DH: "Ataony feno hamandoana tokoa ny rahona matevina"