# Amin'ny alalan'ny fofonain'Andriamanitra no mampisy ny ranomandry Eliho dia miresaka ny rivotra mangatsiaka any avaratra toy ny hoe fofonain'Andriamanitra. DH: "Miteraka ranomandry ny fofonain'Andrimanitra" # Mivaingana toy ny vy Eliho dia mampitaha ny hamafin'ny ranomandry amin'ny hamafin'ny vy. DH: "mivaingana, mafy tahaka ny vy" # Manavesatra ny rahona matevina amin'ny hamandoana tokoa Izy Eliho dia miresaka ny fanaovan'Andriamanitra ny rahona ho feno rano toy hoe mivesatra eo amin'ny rahona ny hamandoana. DH: "Ataony feno hamandoana tokoa ny rahona matevina"