plt_tn/job/37/10.md

12 lines
576 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Amin'ny alalan'ny fofonain'Andriamanitra no mampisy ny ranomandry
Eliho dia miresaka ny rivotra mangatsiaka any avaratra toy ny hoe fofonain'Andriamanitra. DH: "Miteraka ranomandry ny fofonain'Andrimanitra"
# Mivaingana toy ny vy
Eliho dia mampitaha ny hamafin'ny ranomandry amin'ny hamafin'ny vy. DH: "mivaingana, mafy tahaka ny vy"
# Manavesatra ny rahona matevina amin'ny hamandoana tokoa Izy
Eliho dia miresaka ny fanaovan'Andriamanitra ny rahona ho feno rano toy hoe mivesatra eo amin'ny rahona ny hamandoana. DH: "Ataony feno hamandoana tokoa ny rahona matevina"