plt_tn/job/37/04.md

432 B

Misy feo mierona aorian'izany ... feon'ny voninahiny

Eliho dia manohy ny fitenenany ny kotroka toy ny hoe feon'Andriamanitra.

mierona aorian'izany

"mierona aorian'ilay tselatra"

feon'ny voninahiny

"ny feo malazany"

rehefa re ny feony

DH: "rehefa ren'ny olona ny feony"

toy izany koa ny ranon'orana

Ny matoanteny dia mety efa volaza ao amin'ny andian-teny teo aloha. DH: "toy izany koa no hilazany ny ranon'orana"