# Misy feo mierona aorian'izany ... feon'ny voninahiny Eliho dia manohy ny fitenenany ny kotroka toy ny hoe feon'Andriamanitra. # mierona aorian'izany "mierona aorian'ilay tselatra" # feon'ny voninahiny "ny feo malazany" # rehefa re ny feony DH: "rehefa ren'ny olona ny feony" # toy izany koa ny ranon'orana Ny matoanteny dia mety efa volaza ao amin'ny andian-teny teo aloha. DH: "toy izany koa no hilazany ny ranon'orana"