plt_tn/job/37/04.md

20 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Misy feo mierona aorian'izany ... feon'ny voninahiny
Eliho dia manohy ny fitenenany ny kotroka toy ny hoe feon'Andriamanitra.
# mierona aorian'izany
"mierona aorian'ilay tselatra"
# feon'ny voninahiny
"ny feo malazany"
# rehefa re ny feony
DH: "rehefa ren'ny olona ny feony"
# toy izany koa ny ranon'orana
Ny matoanteny dia mety efa volaza ao amin'ny andian-teny teo aloha. DH: "toy izany koa no hilazany ny ranon'orana"