plt_tn/job/36/15.md

776 B

manokatra ny sofin'izy ireo Izy

Eliho dia miresaka ny fanaovany ny olona hiaino toy ny hoe manokatra ny sofin'izy ireo Andriamanitra. Jereo ny fomba nandikanao ao amin'ny 36:10. DH: "ataony miaino izy ireo"

ho any amin'ny toerana malalaka izay tsy misy zava-tsarotra

Eliho dia miresaka ny fiainana tsy misy korontna toy ny hoe any amin'ny toerana midadasika izay tsy misy zava-tsarotra.

izay androsoana sakafo feno matavy amin'ny latabatrao Izy

Eliho dia miresaka ny fiainana feno fanambinana toy ny hoe manana latabatra feno sakafo tsara.

androsoana ...ny latabatrao

DH: "Handroso ny latabatrao ireo mpanomponao"

sakafo feno sabora

Ny hena izay feno sabora dia mariky ny fanambinana satria salama sy tsara fahana ilay biby. DH: "ny sakafo tsara indrindra"