# manokatra ny sofin'izy ireo Izy Eliho dia miresaka ny fanaovany ny olona hiaino toy ny hoe manokatra ny sofin'izy ireo Andriamanitra. Jereo ny fomba nandikanao ao amin'ny 36:10. DH: "ataony miaino izy ireo" # ho any amin'ny toerana malalaka izay tsy misy zava-tsarotra Eliho dia miresaka ny fiainana tsy misy korontna toy ny hoe any amin'ny toerana midadasika izay tsy misy zava-tsarotra. # izay androsoana sakafo feno matavy amin'ny latabatrao Izy Eliho dia miresaka ny fiainana feno fanambinana toy ny hoe manana latabatra feno sakafo tsara. # androsoana ...ny latabatrao DH: "Handroso ny latabatrao ireo mpanomponao" # sakafo feno sabora Ny hena izay feno sabora dia mariky ny fanambinana satria salama sy tsara fahana ilay biby. DH: "ny sakafo tsara indrindra"