plt_tn/job/36/15.md

20 lines
776 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manokatra ny sofin'izy ireo Izy
Eliho dia miresaka ny fanaovany ny olona hiaino toy ny hoe manokatra ny sofin'izy ireo Andriamanitra. Jereo ny fomba nandikanao ao amin'ny 36:10. DH: "ataony miaino izy ireo"
# ho any amin'ny toerana malalaka izay tsy misy zava-tsarotra
Eliho dia miresaka ny fiainana tsy misy korontna toy ny hoe any amin'ny toerana midadasika izay tsy misy zava-tsarotra.
# izay androsoana sakafo feno matavy amin'ny latabatrao Izy
Eliho dia miresaka ny fiainana feno fanambinana toy ny hoe manana latabatra feno sakafo tsara.
# androsoana ...ny latabatrao
DH: "Handroso ny latabatrao ireo mpanomponao"
# sakafo feno sabora
Ny hena izay feno sabora dia mariky ny fanambinana satria salama sy tsara fahana ilay biby. DH: "ny sakafo tsara indrindra"