plt_tn/job/36/08.md

525 B

Raha voafatotra tamin'ny rojo

Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo olo-marina izay ho faizin'Andriamanitra rehefa manota. DH: "Raha misy olona mmatotra azy ireo amin'ny rojo" na "raha misy olona managadra azy ireo"

ary voafandrika tamin'ny tadin'ny fampijaliana izy ireo

Eliho dia miresaka ny olona ampijaliana toy ny hoe voafandriky ny tady izay mampijaly azy izany olona izany. DH: "ary misy olona mampijaly azy ireo"

ny helok'izy ireo ary ny fieboeboan'izy ireo

DH: "Asehony azy ireo ny helony sy ny fieboebony"