# Raha voafatotra tamin'ny rojo Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo olo-marina izay ho faizin'Andriamanitra rehefa manota. DH: "Raha misy olona mmatotra azy ireo amin'ny rojo" na "raha misy olona managadra azy ireo" # ary voafandrika tamin'ny tadin'ny fampijaliana izy ireo Eliho dia miresaka ny olona ampijaliana toy ny hoe voafandriky ny tady izay mampijaly azy izany olona izany. DH: "ary misy olona mampijaly azy ireo" # ny helok'izy ireo ary ny fieboeboan'izy ireo DH: "Asehony azy ireo ny helony sy ny fieboebony"