plt_tn/job/36/08.md

12 lines
525 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha voafatotra tamin'ny rojo
Ny "izy ireo" eto dia manondro ireo olo-marina izay ho faizin'Andriamanitra rehefa manota. DH: "Raha misy olona mmatotra azy ireo amin'ny rojo" na "raha misy olona managadra azy ireo"
# ary voafandrika tamin'ny tadin'ny fampijaliana izy ireo
Eliho dia miresaka ny olona ampijaliana toy ny hoe voafandriky ny tady izay mampijaly azy izany olona izany. DH: "ary misy olona mampijaly azy ireo"
# ny helok'izy ireo ary ny fieboeboan'izy ireo
DH: "Asehony azy ireo ny helony sy ny fieboebony"