plt_tn/job/36/04.md

705 B

tsy ho diso ireo teniko

"tsy ho diso izay lazaiko"

olona matotra ao amin'ny fahalalana no eto aminao

Ny teny hoe "olona" dia manondro ny tenan'i Eliho ihany. Miresaka ny maha manam-pahalalana toy ny hoe matotra amin'ny fahalalana izy. DH: "Izaho, izay miaraka aminao, dia tena manam-pahalalana"

Indro

"Eny tokoa." Ny tany hoe "indro" eto dia manampy ny fanamafisana ny izay manaraka.

mahery amin'ny herin'ny fahazavan-tsaina Izy

Ny andian-teny "mahery amin'ny hery" dia midika hoe "tena matanjaka." Eliho dia miresaka ny fahahalalan'Andriamanitra tsara ny zava-drehetra toy ny hoe tena mahery ny fahalalany. DH: "tena mahery amin'ny fahalalana Izy" na "mahalala tsara ny zava-drehetra izy"