plt_tn/job/36/04.md

16 lines
705 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy ho diso ireo teniko
"tsy ho diso izay lazaiko"
# olona matotra ao amin'ny fahalalana no eto aminao
Ny teny hoe "olona" dia manondro ny tenan'i Eliho ihany. Miresaka ny maha manam-pahalalana toy ny hoe matotra amin'ny fahalalana izy. DH: "Izaho, izay miaraka aminao, dia tena manam-pahalalana"
# Indro
"Eny tokoa." Ny tany hoe "indro" eto dia manampy ny fanamafisana ny izay manaraka.
# mahery amin'ny herin'ny fahazavan-tsaina Izy
Ny andian-teny "mahery amin'ny hery" dia midika hoe "tena matanjaka." Eliho dia miresaka ny fahahalalan'Andriamanitra tsara ny zava-drehetra toy ny hoe tena mahery ny fahalalany. DH: "tena mahery amin'ny fahalalana Izy" na "mahalala tsara ny zava-drehetra izy"