plt_tn/job/36/01.md

529 B

haneho zavatra anao aho

Eliho dia miresaka ny fanazavana zavatra amin'ny Joba toy ny hoe andeha hampiseho ireo zavatra ireo an'i Joba izy. DH: "Hanazava zavatra aminao aho"

Hahazo ny fahalalako avy lavitra aho

Eliho dia miresaka ny fananana fahalalana mahakasika zavatra samy hafa toy ny hoe mahazo ny fahalalany avy amin' ny toerana lavitra. DH: "Hasehoko anao ny fahalalako lehibe"

ny fahamarinana dia an'ny Mpahary ahy

Eto, ny teny hoe "fahamarinana" dia azo adika ho mpamaritra. DH: "fa ny Mpahary ahy dia marina"